๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฆ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐จ๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฆ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐จ๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ny Solontenan’ny UNFPA vaovao miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane YAGUIBOU.
Natao izao ho fifampizarana mahakasika ireo asa efa natomboka, ho fanamafisana ihany koa ny fiara-miasa manodidina ny fampivoarana ny vehivavy sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny ady amin’ny herisetra.
Anisany manamora ny fanatanterahana izany ny fivondronan’ireo fikambanam-behivavy ao anatin’ny Vondrom’pikambanana Viavy Miavotse.