M.P.P.S.P.F, D.R.P.P.S.P.F BOENY – A.S.I.E.F Toamasina
Taranja Athletisme : Cross Contry. Anisany nanana sy nahatonga ekipa nandray anjara ny Minisiteran’ ny Mponina sy ny Fitaleavam-Paritra ny Mponina Boeny ka norombahan’ ny Ekipan’ ny Ministera ny Médaille d’ or teo amin’ ny Sokajy Veteran 2 (04km) ary nitazona ny laharana faha 6 kosa ny Ekipan’ ny Drppspf Boeny teo amin’ ny sokajy Veteran 1 (06km) izay azo lazaina fa vokatra tsara teo amin’ ireo mpifaninana lahy sy vavy maherin’ ny 30.
Isaorana ny Minisitran’ ny Mponina, Ny Fiahiana ny Sosialy ary ny Fampivoarana Ny Vehivavy, ny Talem-Paritra ny Mponina
Boeny izay nanampy ara-pitaovana sy ara- moraly ireo Athleta nandray anjara tamin’ Ny A.S.I.E.F taty Toamasina.