๐๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
๐๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
Araky ny fampanantenana nataon’ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia dia atomboka eo anivon’ireo mpiara-miasa ao amin’ny Minisitera sahaniny ny asa sosialy. Ho fanatanterahana izany dia mpiara-miasa miisa 292 no nisitraka fitaovam-pianarana ho an’ny zanak’izy ireo ho fanohanana azy amin’izao fidiran’ny mpianatra izao.
Ho atao ezaka manaraka ny fanokafana ny toeram-pisakafoanana ho an’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Minisitera.