๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ป’๐ป๐ ๐๐๐ญ๐๐ ๐๐ ๐
๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ป’๐ป๐ ๐๐๐ญ๐๐ ๐๐ ๐
Noraisin’i Minisitra SOAFILIRA Princia tao amin’ny birao fiasany ireo tomponandraikitra avy ao amin’ny Fikambanan’ny Zanak’i Mahajanga Miray na FIZAMAMI.
Nandritra izany nanamafisan’izy ireo ny fanohanany azy amin’ny maha zanak’i Mahajanga an-dRamatoa Ministre. Nangataka tso-drano sy tohana ihany koa izy ireo amin’ny fanavaozana ny birao mpitantana ny FIZAMAMI izay ho atao amin’ny faran’ity taona ity.