𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗵𝗮𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗖𝗼𝗺𝗺𝗲𝗿𝗰𝗲 𝗜𝗻𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗵𝗮𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗖𝗼𝗺𝗺𝗲𝗿𝗰𝗲 𝗜𝗻𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿
Amin’ny maha mpikambana an’i Ramatoa Minisitra SOAFILIRA Princia ao amin’ny Chambre de Commerce Inde Madagascar dia nandray ireo solon-tena avy amin’ny CC Inde Madagascar izy.
Noresahana tao ny fiaraha-miasa amin’ny fametrahana ny politikan’ny Minisitry ny Mponina « VIAVY MIAVOTSE ».
Tanjona ny hametraka fiaraha-miasa matotra eo amin’ny mpandraharaha vehivavy Indianina sy ny Malagasy.