๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ ๐ฆ๐๐ฑ – ๐ฉ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ฏ๐ฒ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ฏ๐ฒ
๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ ๐ฆ๐๐ฑ – ๐ฉ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ
Ao Andranofeno Sud, Distrika Ankazobe no toerana natokanโny Minisiteranโny Mponina ametrahana anโireo olona tsy nanan-kialofana tao Antananarivo renivohitra. Nomena trano sy tany izy ireo ka mamboly sy miompy no velontenany rehefa tonga any. Misy sekoly sy toeram-pitsaboana ihany koa ao an-toerana.
Ravo ireo mponina taminโny fahatongavan-dRamatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica izay nitondra akanjo vaovao, sy masom-boly isankarazany ary arovava orona ho azy ireo.
Nankasitraka ny ezaka ataonโireo olona nanaiky ipetriaka ao Andranofeno Sud ny Minisitry ny Mponina ary nampanantena fanohanana ara-pitaovana sy ara-teknika.
Noamafisiny fa mbola afaka mandray anโireo olona tsy manan-kialofana izay vonona hiasa sy hiary ny ao Andranofeno Sud.