๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐๐, ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ฒ๐ป๐ | ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐๐
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ฒ๐ป๐ | ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐๐
๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐๐
Tonga nijery ny fizotry ny asa fanamboarana ny toeram-piasanโny Minisiteranโny Mponina izay andalam-pamitana ao amin’ny Kaomina ๐๐ฒ๐น๐ผ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ฎ, Mahajanga II ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica notroninโny Governora Mokhtar Salim sy ireo manampahefana sivily sy miaramila.
Entitra ny Minisitra sy ny Governora aminโny tsy maintsy hanajana ny fenitra sy ny kalitaonโny asa mba ho lovain-jafy.