𝗙𝗼𝗿𝘂𝗺 𝗚𝗲́𝗻𝗲́𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗘́𝗴𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́
𝗙𝗼𝗿𝘂𝗺 𝗚𝗲́𝗻𝗲́𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗘́𝗴𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́
2 andro ikaonan-doha eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena mahakasika ny fanamafisana ny fitoviana eo amin’ny lahy sy ny vavy.
Efa betsaka ireo vehivavy mitana andraikitra ambony eto Madagasikara, efa betsaka ireo vehivavy miditra an-tsekoly, efa betsaka ihany koa ireo vehivavy afaka misafidy ny handrindra fiterahana kanefa mbola betsaka ny ezaka ataontsika mba hitovy zo sy fahafahana mandray andraikitra ny vehivavy eto Madagasikara.
Izany rehetra izany no mitondra amin’ny fandrosoana lovain-jafy andraisan’ny rehetra anjara.