๐๐ข ๐๐๐๐ฅ๐๐๐-๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ง๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ก๐๐ก๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐ก๐ข๐ ๐๐ญ๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐ฃ๐๐๐ฅ๐-๐ ๐๐๐ฆ๐ ๐๐ ๐๐ก๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฅ๐๐ก๐๐๐
๐๐ข ๐๐๐๐ฅ๐๐๐-๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ง๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ก๐๐ก๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐ก๐ข๐ ๐๐ญ๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐๐ฅ๐๐ข ๐ ๐ฃ๐๐๐ฅ๐-๐ ๐๐๐ฆ๐ ๐๐ ๐๐ก๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฅ๐๐ก๐๐๐
Toy ny fanaony rehefa tonga ny asaramanitra dia nizara fanomezana ho anโny mpiara-miasa aminy ny Minisitra SOAFILIRA Princia. Vary, akoho, menaka, ranom-boakazo no nanotolony ho fiaraha-mifety amin’izy ireo.
Izao no natao dia mba ho fanamafisana ny firaisankina sy ny fifankatiavana ary ny fiaraha-miasa eo anivonโny Minisitera.
Naneho ny fankasitrahana feno an-dRamatoa Minisitra ny solotenanโny mpiara-miasa noho ny fitsinjovany manokana ny sosialin’izy ireo.