𝗛𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗚𝗙𝗘𝗠
𝗛𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗚𝗙𝗘𝗠
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ireo Vondrom-behivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) izay notarihin-dramatoa Fanja Razakaboana.
Tanjona ny hampiroboroboana ny fandraharahana ataon’ny vehivavy izay iarahana amin’ny Minisiteran’ny Mponina.