ππ₯ππ¬ π©π’πππ‘βπ‘π¬ ππ‘ππππ¬ πππππππ‘π π ππ¦π’ π πππ πππ -π£π’ππ‘π ππ’ ππ‘’ππ₯ππ’ ππ‘ππππ¬
Fizahana maso sy fizarana solomaso maimaim-poana ho an’ireo ankizy no natao teo anivonβny Minisiteranβny Mponina ho fanamarihana ny fankalazana ny iray volanβny ankizy izay hankalazaina mandritra ny volana Jiona.
Miisa 40 ireo ankizy avy aminβny ivotoerana Saint Maurice, Manaode, Ami4, Εuvres de Paulin no nisitraka izany. Ny Institut de la Vision no nanao ny fizahana maso, ny mTomady kosa no nanao ny digitalisation.
Mbola maro ireo hetsika ho tanterahina amin’ireo distrika sy faritra manerana ny Nosy ho fanamarihana ity Iray volanβny ankizy ity.