𝗜𝗿𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 | 𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆, 𝘀𝗹𝗮𝗺, 𝘀𝗮𝗿𝘆
𝗜𝗿𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 | 𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆, 𝘀𝗹𝗮𝗺, 𝘀𝗮𝗿𝘆
Zaraina amintsika ny vokatry ny fifaninanana Kabary, Slam, Sary izay nokarakarain’ny Minisiteran’ny Mponina manerana ny Nosy.
Ny Minisitry ny Mponina dia miarahaba an’ireo rehetra nandray anjara.