𝗝𝗜𝗣𝗔 𝗔𝗟𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗢𝗥𝗢
𝗝𝗜𝗣𝗔 𝗔𝗟𝗔𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗢𝗥𝗢
Nomarihina tamin’ny asa tagnamaro izay niarahan’ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Fitaleavam-paritry ny serasera ary ny Croix Rouge ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zokiolona ao Ambatondrazaka.
Noho ny fahanteran’ny Ivo teorana fandraisana ireo zokiolona CRLPA dia asa fanavaozana tamin’ny alalan’ny loko sy fanamboarana ny simba no natao.