𝗞𝗔𝗟𝗬 𝗧𝗦𝗜𝗡𝗝𝗢, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔 …
Isan’ny misitraka ny 𝗞𝗮𝗹𝘆 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗷𝗼 ny mponina ao Toliara.
Efa mizotra tsara ny fitsinjarana amin’ireo boriboritany miisa 7 izay ahitana toeram-pisakafoanana 11 raha efa niantomboka ny 27 aprily 2021 lasa teo izany. Mifanampy amin’ny fanantanterahana izany miaraka amin’ny Minisiteran’ny Mponina, ny ny DASP, ny Governora, ny Prefektiora, ny Ben’ny tanàna, ary ny Fokontany.
La population de la Commune Urbaine de Tuléar bénéficie du projet Présidentiel 𝗞𝗮𝗹𝘆 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗷𝗼. Les 11 sites des 7 arrondissements de la commune reçoivent et nourrissent, du lundi au samedi, les personnes à faible revenu.
Le Ministère de la Population collabore avec la DASP, le Gouverneur, la Préfecture, le Maire et le Chef des quartiers dans la mis en œuvre de ce projet.