πππ₯ππ§π₯π ππ§π¦ππ‘ππ‘ππ‘π π ππ‘ππ₯ππ¬ ππ‘πππ₯π πππ‘π’ ππ ππ‘’π‘π¬ πππππ’ ππ¦πππ π‘π¬ π ππ‘ππ¦ππ§ππ₯ππ‘’π‘π¬ π π£π’π‘ππ‘π
πππ₯ππ§π₯π ππ§π¦ππ‘ππ‘ππ‘π
π ππ‘ππ₯ππ¬ ππ‘πππ₯π πππ‘π’ ππ ππ‘’π‘π¬ πππππ’ ππ¦πππ π‘π¬ π ππ‘ππ¦ππ§ππ₯ππ‘’π‘π¬ π π£π’π‘ππ‘π
Ny Praiminisitra NTSAY Christian no tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninana ara-panatanjahantena ho an’ireo mpiasam-panjakana mivondrona ao anatin’ny ASIEF na Association Sportive InterministΓ©rielle pour lβEntretien des Fonctionnaires ka tao Toamasina no nanaovana izany ny zoma faha 4 jolay.
Noamafisin’ny Praiminisitra nandritry ny lahateniny fa anisany nataon’ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filoha Andry RAJOELINA ho laharam-pahamehana ny fanatanjahantena.
Maro ireo mpandray anjara avy amin’ny lafy valon’ny Nosy ka taranja fanatanjahantena isankarazany no ifaninanan’izy ireo. Anisanβny mandray anjara mavitrika amin’ity hetsika ity ny Minisiteranβny Mponina.
Nandritry izany dia Ben’ny tanΓ na miisa 91 sy delegem-panjakana miisa 55 ihany koa no notolorana moto hanampiana azy ireo amin’ny fanatanterahana ny asany.