π ππ‘ππ₯πππ πππ’πππ‘ππ‘π ππ₯ππ’ π π£ππ¦ππππ§π₯π ππ ππ‘βπ‘π¬ πππ¬ πππ§ππ’ ππ ππ‘βπ‘π¬ πππ₯ππ¦ππ§π₯π
Ny 03 ka hatraminβny 05 may no natao ny fampiofanana ireo mpiantsehatra amin’ny ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy.
Β Miompana aminβny fanangonana ireo antontan’isa sy ny fametrahana ny boky izay ahitana ireo ivon-toerana mandray an-tanana ireo niharan’ny herisetra izany.