๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ง๐ฆ๐ข๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ง๐ฆ๐๐ ๐ข ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐
Nifantoka taminโny tetikasa ZARA MIRA sy ny anjara toeran’ny vehivavy ny iray volanโny fiahiana ara-tsosialy natao tao Toliary.
Ny ZARA MIRA dia natao ho fitsinjovana ny ankizy, ny olona manana fahasembanana ary ny vehivavy bevohoka izay miaina ao anaty fahasahiranana lalina.
ย Mihoatry ny 80% aminโireo mpisitraka ny fihiana ara-tsosialy eto Madagasikara dia vehivavy avokoa ka nanaovana dinidinika manokana ny mahakasika ireo dingana entina mampiaty azy ireo ka ho tombony ho anโny firenena ny fisitrahanโizy ireo izany fiahiana ara-tsosialy izany.