๐ ๐๐ก๐ข๐ ๐๐ข๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ฃ๐ข๐ง๐ข๐๐ก๐ ๐ฉ๐ข๐๐๐ข๐๐๐ก๐ฌ ๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐ก๐ง๐๐ก๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐ก๐ง๐๐ก๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ข๐๐ข๐๐ข๐ก๐
Manomboka ny 02 may tao amin’ny lapan’ny Antenimerampirenena Tsimbazaza sy ny Antenimierandoholona Anosy ho anโny fivoriana ara-potoana voalohany ny taona 2023.
Tonga nanatrika izany ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta notarihin’ny Praiminisitra NTSAY Christian ka anisan’ny nanatrika ny fotoana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.
Nasaina manokana hanotrona ny lanonana ireo Masoivoho vahiny miasa sy monina eto Madagasikara.