π ππ¦π’πππ§π₯π π‘π¬ ππ©π’π§π’ππ₯ππ‘π πππ‘ππ₯πππ¦ππ‘π ππ‘-π§ππ‘ππ‘π ππ₯ππ’ π‘πππ₯ππ‘βπ‘π¬ πππ₯ππ¦ππ§π₯π π πππ’π§π’π§π₯π ππ ππ‘βπ‘π¬ π πππππππ¬ π‘π π ππππ©ππ©π¬ ππ’ ππ‘βπ‘π¬ π π£π’π‘ππ‘π ππ’ ππ ππ‘βπ‘π¬ πππ₯ππ§π₯π ππ‘ππ₯π’π¬
Tonga nitokana ny ivotoerana fandraisana an-tanana ireo niaranβny herisetra mifototra aminβny mahalahy na mahavavy ny Mponina ao Ambovombe, Faritra Androy ny Filohampirenena Andry Rajoelina.
Β Ireo tomponandraikitra aminβity ivotoerana ity no :
– mihaino sy manoro lalana anβireo olona niharanβny herisetra ;
– manohana ireo niharanβny herisetra aminβny alalanβny fampihofanana afahany miatrika ny ho aviny ;
– mampiatrano vonjimaila anβireo niharanβny herisetra
– manentana ny mponina aminβny ady izay hatao aminβny herisetra.
Β Tontosa izao ho fanatanterahana ny teny filamatra π₯ππ¦ππ‘π§π¦πππ π πππ₯πππ π‘π¬ πππ₯ππ¦ππ§π₯π.
Raha ny Faritra Androy manokana no resahina dia anisany ady ho atao ao an-toerana ny fampanambadiana ny zaza aloha loatra.
Misy karazany 3 moa ny herisetra mety mitranga : aminβny alalanβny teny sy ara-batana ary ara-toekarena.
Β Ankoatrβity ivotoerana ity dia fotodrafitrasa maro no natomboka sy notokananβny Filoha tao aminβny Faritra Androy ka nanotrona azy taminβizany ny Praiminisitra NTSAY Chrsistian sy ireo mpikambana ao aminβny Governemanta izay nahitana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ary ireo Olom-boafidy sy voatendry avy ao aminβny Faritra Androy.