๐ก๐๐ก๐๐ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ง๐ฆ๐ข๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐๐๐๐ก๐ฌ ๐๐ข๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ก๐ข๐ฆ๐ฌ
Niompana taminโny ady hevitra sy lahadinika maromaro ny iray volanโny fiahiana ara-tsosialy izay natao tao Faradofay :
ย ny fampivoarana ny fiahiana ny ankizy, ny fandraisana an-tanana sy ny fisitrahanโizy ireo ny zony ary ny fampivoarana ny maha olona ;
ย ny fanatsarana ny paikady hoentina manatanteraka ireo tetikasa sy asa fiahiana sosialy ho fiatrehana ny voina sy loza ho anโny faritra Anosy sy Androy.
ny ady hevitra sy fifanakalozan-kevitra ho fanatsarana ny paikady nationaly momba ny fiahiana ara-tsosialy izany.
Samy naneho ny fahavononany ny aminโny fanohanana sy ny fanatsarana ny fiaraha-miasa aminโny fanatanterahana ny potilikanโny fiahiana ara-tsosialy indrindra ny fampivoarana ny tontolonโny ankizy, ny fahasalamana, ny fanjarian-tsakafo, ny fampianarana ao aminโny faritra Anosy sy Androy ireo tomponandraiki-panjakana sy ireo mpamatsy vola ary ireo mpisehatra tonga nanatrika ny fankalazana tany an-toerana.