๐ก๐ข๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ข๐ก๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
๐ก๐ข๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ข๐ก๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
Nomarihina nandritry ny volana jona ny iray volan’ny Ankizy manerana an’i Madagasikara. Tao Antsirabe no namaranana izany ny zoma faha 30 jona lasa teo.
Maro ny hetsika natao mandritra io andro io : carnaval, fanentanana maro samihafa, fampiratiana, zumba kids…
Tamin’io andro io ihany koa no nanombohana ny tetikasa Quapem II : tetikasa izay vatsianโny Principautรฉ de Monaco sy ny AFD ara-bola ka ny Village dโEnfants SOS no manatanteraka izany. Fanohanana ny fikarakarana ireo ankizy eny anivonโny Akany no ataony.
Nisolo tena ny Minisitra SOAFILIRA Princia tany an-toerana ny Tale Jeneralin’ny Mponina Andry RAKOTONDRAINIBE.