π‘π’π₯πππ¦ππ‘’π‘π¬ π ππ‘ππ¦ππ§π₯π π¦π’ππππππ₯π π£π₯ππ‘πππ ππ₯ππ’ π¦π’ππ’π‘π§ππ‘π ππ©π¬ ππ ππ‘’π‘π¬ π’π‘π¨π¦πππ π¦π¬ π¨π‘ππππ ππ₯π¬ π’π π¦
Noraisin’i Minisitra SOAFILIRA Princia tao amin’ny birao fiasany ao Ambohijatovo ireo mpiara-miombonantoka avy amin’ny ONUSIDA SY UNICEF ARY OMS.
Nandritra izany no nanombohana ny dinika mahakasika ny fiaraha-miasa hijerevana manokana an’ireo olona mitondra ny tsimok’aretina VIH sy fanamafisana ny fanentanana ho fisorohana ny fiparitahan’izany.