๐ก๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
๐ก๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
Niara-nientana tamin’ireo mpiara-miasa aminy ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ka nanao asa tanamaro. Fanadiovana ny lalana avy eo Tsarasaotra ka hatreo Ankorondrano no nifandrombonana.
Izao no natao dia ho fanehoana ny fiaraisankina amin’ny fandraisantsika ny lalaon’ny Nosy izay reharehan’i Madagasikara sy ny Malagasy.
Ny Minisitra SOAFILIRA Princia dia manentana ny isam-batanolona mba ho sarotiny amin’ny fitandrovana ny fahadiovana izay mitondra soa ho an’ny mponina sy ireo vahiny mitsidika antsika.