๐ก๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ข๐ก๐ ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐ณ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ฒ๐ ๐๐๐ฒ๐ป๐ถ๐ฟ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
๐ก๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ข๐ก๐ ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐ณ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ฒ๐ ๐๐๐ฒ๐ป๐ถ๐ฟ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
Nidina ifotony nitsidika ireo ivon-toerana fitaizana ireo zaza kamboty sy sahirana izay sahanin’ny Fikambanana Aina Enfane et Avenir ny ekipan’ny Minisiteran’ny Mponina.
Nijery ny asa ataon’ny Fikambanana manokana fa indrindra ny mahakasika ny zon’ny ankizy. Misitraka tombotsoa maro ireo ankizy beazina ao, anisan’izany ny fitaizana mifototra amin’ny fanabeazana manaraka ny rafi-pampianarana. Misy ihany koa ny fanomezana fiofanana sy asa hoan’ireo ankizy vavy efa niteraka izay arahina tohana ara-tsakafo. Tombony manokana hoan’ireo ivo-toerana ny fisian’ny toeram-pitsaboana ho fizahร na sy fanaraha-maso akaiky ny fahasalaman’ireo ankizy monina ao