π§ππ§ππ’ππ¦π πππ₯ππ§π’π‘’πππ‘π π©ππ§π¦ππ‘βππ‘ππ’ππ’π‘ππ‘π.
Mitohy hatrany ny fitsinjarana ny VATSIN’ANKOHONANA andiany faha Sivy(09) ho anβireo mpisitraka miisa 12000 ao anatin’ny Kaominina miisa roapolo(20), eto amin’ny Distrikan’ny Farafangana ka ny Kaominina Ambonivohitry Farafangana,Kaominina Ambanivohitry Vohilengo -Amporoforo -Anosy Tsararafa- Marovandrika- Vohimasy-Mahafasa Centre no nisitraka izany.
Mbola hitohy ny Fitsinjarana hoan’ireo Kaominina sisa.
Β Ny Haratonβaina dia tetikasam-panjakana arindranβny Ministeran’ny Mponina, izay tanterahin’ny FID ary vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola.