๐ง๐ข๐๐๐ง๐ฅ๐๐ก๐ข ๐ ๐๐๐ฆ๐ ๐ญ๐ด๐ฌ๐ฌ ๐ก๐ข ๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ง๐ฆ๐๐ก๐๐ข ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐๐ง๐ข๐๐
๐ฎ๐ต.๐ฌ๐ณ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
๐ง๐ข๐๐๐ง๐ฅ๐๐ก๐ข ๐ ๐๐๐ฆ๐ ๐ญ๐ด๐ฌ๐ฌ ๐ก๐ข ๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ง๐ฆ๐๐ก๐๐ข ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐๐ง๐ข๐๐
Nihaona tamin’ireo mpiara-monina aminy sy nihaino ny hetahetan’izy ireo tao amin’ny fokontany Ambatobe ny Filohampirenena ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ฅ๐๐๐ข๐๐๐๐ก๐. Ho fanamafisana ireo hetsika fiahiana ara-tsosialy dia nizara Vatsy Tsinjo ho an’ireo tokatrano miisa 1 800 mahery ny Filoha sy ireo Tomponandraiki-panjakana nanotrona azy.
Ny fanombohana no natao tao Ambatobe fa hisitraka izany avokoa ny boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra ary hitohy hatrany amin’ny renivohi-paritra.
ยซย Gaga aho nahita anareo marobe izay nitondra harona kely avokoa kanefa vary amin’ny gony no ho atolotro ho anareoย ยป hoy ny Filoha.
Anisany nandray fitenena ny Minisitry ny Mponina ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฎ izay nanamafy fa ho tohizana hatrany ireo hetsika enti-manohana an’ireo tokatrano malagasy marefo manerana ny Nosy.