๐ง๐ข๐ก๐ง๐ข๐ฆ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ญ๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐๐ข๐ก-๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ง๐๐ -๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐ข๐ก๐ ๐ฆ๐๐ ๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฆ๐๐ก-๐ง๐๐ข๐ก๐
๐ฎ๐ด.๐ฌ๐ฒ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
๐ง๐ข๐ก๐ง๐ข๐ฆ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ญ๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐๐ข๐ก-๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ง๐๐ -๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐ข๐ก๐ ๐ฆ๐๐ ๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฆ๐๐ก-๐ง๐๐ข๐ก๐
Ho fiahiana ny sosialin’ny mponina dia nanatanteraka fizarana nofon-kena mitam-pihavanana ho an’ireo tokatrano marefo ara-pivelomana ao amin’ny Fokontany Antohomadinika III G Hangar, Antanimena II ary Tsaramasay ny Minisiteran’ny Mponina sy ny ONG Secours Islamique France.
Fianakaviana miisa 800 no nisitraka izany tamin’ity andro voalohany ity raha 3 000 no ho an’Antananarivo. Hisitraka izany ihany koa ireo tokatrano marefo ao Morombe sy Ampanihy.
Nitarika ny fotoana ka nisolo tena ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia, ny Sekretera Jeneraly RAKOTONIRINA Miarisoa Patricia sy ireo mpiara-miasa aminy.