๐ญ๐ข๐ ๐ ๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐ | ๐๐ธ๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ป’๐๐๐ผ๐๐ฟ๐
๐ญ๐ข๐ ๐ ๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐ | ๐๐ธ๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ป’๐๐๐ผ๐๐ฟ๐
Efa 50 taona no nijoroan’ny Ankany Fifampandrosoana eto Ambodin’Isotry. Mitaiza sy manabe ireo olona sahirana no andraikitra sahanin’izy ireo ka ny fiombonan’ny fiangonana protestanta no miandraikitra izany.
Toy ny fanao isaky ny zoma dia tonga tao an-toerana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia sy ireo talem-paritra 22 ary ireo mpiara miasa nitondra vatsy ara-tsakafo ho an’ireo zokiolona sy zaza miisa 270.
ยซย Aza ny akelezany no jerena fa ny fonay manolotra. Mampanantena anareo izahay fa hitady vahaolana ampivoatra anareo amin’ny fiainana. Raiso am-pitiavana ireto zavatra kely atolotray iretoย ยป hoy ny Minisitry ny Mponina rehefa nandray fitenenana.