๐๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐๐ง๐-๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐๐๐ซ๐๐ซ๐ฎ ๐ฃ๐๐๐๐ง๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐
๐๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ ๐ง๐ข๐ก๐๐ซ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐ข๐ฌ๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐ข๐ข๐ฌ๐ ๐๐ ๐ง๐จ ๐ง๐จ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ซ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ซ๐ข-๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ ๐๐ง๐ข๐จ ๐ณ๐จ๐ฆ๐ ๐๐ ๐๐๐ฌ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ๐๐๐๐ ๐ซ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐๐ค๐ ๐๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ข๐ฏ๐จ๐ง-๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ค’๐๐ฌ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ฌ๐ข๐ฆ๐๐๐ณ๐๐ณ๐ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ
Ny 30 tamin’izy ireo dia niofana momba ny fianarana zaitra ary ny 20 kosa momba ny fanamboarana mofomamy.
Notolorana akora sy fitaovana toy ny milina fanjairana, lasitra fanaovana mofo, lafaoro, fera fipasohana izy ireo mba ho tosika fanombohana hahafahan’izy ireo mahaleotena ara-pivelomana sy arak’asa eo amin’ny fiainana.
Tonga nanome voninahitra izao lanonana izao ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Fiahiana ara-Tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy Ramatoa ANNICK Gilberte sy ny Talen’ny Fanofanana arak’asa eo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fampiofanana arak’Asa ary ny Solotenan’ny UNFPA eto Madagasikara miaraka amin’ireo olomanan-kaja maro.
Namaranana ny fotoana ny fitsidihana ny varotra fampiratiana vokatry ny asa-tanan’ireo vehivavy mpiofana.