๐๐๐ฉ๐จ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฅ๐ค๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐๐ค ๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐จ๐ค๐๐ซ๐ค๐๐ค๐ฃ’๐ ๐ ๐๐ฅ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐๐จ๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐ค ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐
๐๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ค๐ ๐๐ซ๐-๐ฉ๐จ๐ฆ๐๐ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฉ๐จ๐ง๐ข๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐๐ก๐ข๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐๐ฌ๐จ๐ฌ๐ข๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฏ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฏ๐ฒ ๐๐ง๐ ๐๐ฅ๐ข๐๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐๐จ๐ก๐ข๐ฃ๐๐ญ๐จ๐ฏ๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฌ๐จ๐ข๐ฏ๐จ๐ก๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ฉ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ญ๐จ๐ ๐ก๐๐ฃ๐๐ข๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐จ๐ฌ๐ก๐ข๐ก๐ข๐ซ๐จ.
Tanjon’ny fitondram-panjakana ny hahafoana tanteraka ny herisetra amin’ny taona 2030.
Hiezahan’ny Minisiteran’ny Mponina ny hametrahana ivon-toerana manerana ny Faritra sy ny Distrika mba hanamorana ny fandraisana an-tanana ireo niharan’ny herisetra.
Niompana tamin’izany indrindra ny dinika fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Minisitera sy ny Fanjakana Japoney mahakasika ireo tetik’asa amin’ny ady atao amin’ny herisetra mianjady amin’ny maha lahy sy ny maha vavy ary ny mahakasika ny fiahiana manokana ireo zokiolona sy ireo olona manana fahasembanana.