๐ฎ๐ฌ.๐ฌ๐ฒ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ ๐ง๐ข๐๐๐ก’๐๐๐ก๐ ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐๐ฅ๐๐ข ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐ Mbola ao anatin’izao iray volan’ny Ankizy izao dia nahatsiaro ireo ankizy manala fanadinam-panjakana CEPE ny Minisiteran’ny Mponina ka tonga nizara tohan’aina ho azy ireo teny amin’ny ivon-toeram-panadinana. Misitraka izany ireo mpiadina aminโny fanadinana CEPE ao amnโny EPP sy CEG Antanimena, SFX izay miisa 2065. Misy ihany koa ireo mpiadina aminโny sekoly any Ambohidratrimo, Avaradrano, Atsimondrano izay misitraka izany. Natao izao ho fankaherezana azy ireo amin’ny fiatrehany ny fanadinana CEPE androany. Ny Minisitra SOAFILIRA Princia dia mirary fahombiazana ho an’ireo ankizy manala fanadinanana CEPE manerana ny Nosy
๐ง๐ข๐๐๐ก’๐๐๐ก๐ ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐๐ฅ๐๐ข ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ฃ๐
Mbola ao anatin’izao iray volan’ny Ankizy izao dia nahatsiaro ireo ankizy manala fanadinam-panjakana CEPE ny Minisiteran’ny Mponina ka tonga nizara tohan’aina ho azy ireo teny amin’ny ivon-toeram-panadinana. Misitraka izany ireo mpiadina aminโny fanadinana CEPE ao amnโny EPP sy CEG Antanimena, SFX izay miisa 2065.
Misy ihany koa ireo mpiadina aminโny sekoly any Ambohidratrimo, Avaradrano, Atsimondrano izay misitraka izany.
Natao izao ho fankaherezana azy ireo amin’ny fiatrehany ny fanadinana CEPE androany.
Ny Minisitra SOAFILIRA Princia dia mirary fahombiazana ho an’ireo ankizy manala fanadinanana CEPE manerana ny Nosy