07.03.2022 FARITRA VAKINANKARATRA | VAROTRA SY FAMPIRATIANA – VIAVY MIAVOTSE
07.03.2022
FARITRA VAKINANKARATRA | VAROTRA SY FAMPIRATIANA – VIAVY MIAVOTSE
Mandritra ny fankalazana ny andron’ny vehivavy izay atao eto Antsirabe, dia misy ny varotra sy fampiratiana ny asa-tanan’ireo Viavy Miavotse manerana ny Faritra 23. Samy naneho ny fahaiza-manaony izy ireo; nitsidika ny fampirantiana ny vokatry ny asa-tanana nataon’izy ireo ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika Mialy RAJOELINA, ny vadin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia notronin’ireo Minisitra vehivavy mpikambana ao anatin’ny governemanta.