Faritra maro eto Madagasikara no isitraka fotodrafitr’asa voafaritra ao amin’ny tetikasan’i Filoha Andry Rajoelina miaraka amin’ny Minisiteran’ny Mponina
Faritra maro eto Madagasikara no isitraka fotodrafitr’asa voafaritra ao amin’ny tetikasan’i Filoha Andry Rajoelina miaraka amin’ny Minisiteran’ny Mponina mba ho fiahiana sy fitsinjovana ary ho fiarovana an’ireo izay tena marefo. Anisan’izany :
– ivotoerana fandraisana vonjimaika ireo zaza hiaran’ny herisetra
– ivotoerana fandraisana fitarainana sy fanomezana torohevitra
– ivotoerana fandraisana ireo iaran’ny herisetra (lahy sy vavy)
– ivotoerana fandraisana an’ireo zokiolona sy ireo olona manana fahasembanana
– ireo biraon’ny talem-paritry ny Minisiteran’ny Mponina
Efa manomboka ny fanamboarana ao Majunga II, Mandoto, Miarinarivo, Soavinandriana ary hanomboka amin’ity taona ity ho an’ireo faritra hafa.