๐ญ๐ข๐ ๐ ๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐
๐ฎ๐ด.๐ฌ๐ณ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
๐ญ๐ข๐ ๐ ๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐
๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐ก๐ฌ ๐๐๐๐-๐ฐ ๐ก๐ข ๐ก๐๐ก๐๐ง๐ข๐ก๐ง๐ข๐ฆ๐๐ก’ ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฅ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ญ๐๐ก๐ฌ
Toy ny fanaony dia nitsidika sy nankahery ary nitondra izay voatsirambin’ny tanana ho an’ireo tokatrano marefo manodidina ny CEG Anosibe ny Minisitra SOAFILIRA Princia sy ireo mpiara-miasa aminy.
Miisa 300 mahery ireo mpisitraka ka nozaraina fonosana : vary, voamaina, menaka, siramamy, savony ary lamba firakotra entin’izy ireo miaro tena amin’izao ririnina izao.
Nanamafy ny maha zava-dehibe ny amin’ny fidirana ao antin’ireny fikambanana ireny ihany koa ny Minisitra nanditry ny lahateniny. Efa misandrahaka manerana ny Nosy ireo vondrona Viavy Miavotse, lehilahy mandray andraikitra sy Olon-kendry ary ny TAFA izay natao mba hanamorana ny fampisitrahana ireo asa ara-tsosialy avy amin’ny fitondram-panjakana.
Ny ๐ญ๐ผ๐บ๐ฎ ๐๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ, tetikasan’ny Minisiteran’ny Mponina, dia anisany hetsika enti-manatanteraka ny veliranon’ny ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ฅ๐๐๐ข๐๐๐๐ก๐ ho fiahiana ny sosialin’ny mponina.