Anjahana sy Mahalevona : nitondra fanampiana amin’ny anaran’ny Governemanta ny Minisitry ny Mponina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Eloïse
Hafaliana no nandraisan’ireo vahoaka an’i Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica sy ny delegasionina notarihany raha tonga nitsidika ny kaominina ambanivohitra Anjahana sy Mahalevona ao anatin’ny Distrikan’ny Maroantsetra izy ireo. Tamin’izany no nanolorany amin’ny anaran’ny Fitondram-Panjakana ireo vatsy sy fitaovana ho an’ny vahoaka izay avy nisedra ny rivodoza Eloïse.
Les villageois des Communes rurales Anjahana et Mahalevona du District de Maroantsetra ont chaleureusement accueilli la Ministre Michelle Bavy Angelica lors de sa descente sur place.
Des vivres et des matériels destinés aux sinistrés du cyclone Eloïse ont été distribués au nom de l’Etat.