14.03.2022, MPPSPF, BRITISH EMBASSY MADAGASCAR,
Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny mpiraki-draharaha eo anivon’ny masoivoho britanika Ramatoa LISA BARRETT.
Noresahana tamin’izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny Madagasikara amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Mponina ny amin’ny fiarovana ny zon’ny vehivavy sy ny tovovavy