14.10.2022
Noraisin-dRamatoa Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia tao amin’ny biraony Ambohijatovo ireo mpikambana ao amin’ny fikambanana TAFA (Tanora Andrin’ny Firenena) androany.
Nandritra izany no nifampiresahana ny fandraisan’ny tanora anjara amin’ny fampandrosoana ny mponina eny ifotony.
Hifanome tanana ny Minisiteran’ny Mponina sy ny fikambanana TAFA manomboka eto.
