18.10.2022
Notanterahina androany ny fanomboana ny fivoriana ara-potoana faharoa teny amin’ny Antenimeram-pirenena Tsimbazaza sy ny Antenimieran-doholona Anosy.
Tonga nanatrika izany ireo mpikambana ao amin’ny governemanta notarihin’ny Praiminisitra NTSAY Christian ka anisan’ny nanatrika ny fotoana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.
