90 tafo mahery, tra-boina tao amin’ny Commune Rurale Ampasina Maningory, Antanetilava
90 tafo mahery, tra-boina tao amin’ny Commune Rurale Ampasina Maningory, Antanetilava :
Tonga nitondra fanampiana ho an’ireo olona may trano tao an-toerana Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica.
Natao izany ho fankaherezana ireo niharam-boina ka kojakoja andakozia, sakafo, lamba firakotra ary lamba fitafy no natolony azy ireo.