FAMETRAHANA VATO FOTOTRY NY BIRAOM-PARITRY NY MINISITERAN’NY MPONINA AO VONDROZO
Tanteraka tao amin’ny Distrikan’ny VONDROZO ny fametrahana vato fototry ny Biraom-paritry ny Minisiteran’ny Mponina. Nanome voninahitra ny lanonana ireo olomanan-kaja maro, ny Ampanjaka ary ny Olo-be ao an-tanàna.
Birao 3, toeram-pivoriana 1, toeram-pidiovana 2, birao fitehirizana taratasy 1 ary toerana fandaraisana ireo mpitsidika 1 no hita ao.
Ity fotodrafitr’asa ity dia tafiditra ao anatin’ny tetikasan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina izay tanterahin’ny Minisiteran’ny Mponina.