Akon’ny 31 jolay, Zay andro iraisam_pirenena hoan’ny vehivavy Afrikanina teto Maevatanana .
Akon’ny 31 jolay, Zay andro iraisam_pirenena hoan’ny vehivavy Afrikanina teto Maevatanana .
Nisy ny famelabelarana mahakasika ny tombontsoa sy fanentanana ny vehivavy ny amin’ny fampiasana ny teknolojia izay hita fa mbola ambany ny taha raha oharina amin’ny lehilahy na andrenivohitra izany fa indrindra eny ambanivohitra