Ambassade du Japon Madagascar
Ambassade du Japon Madagascar
Ny 24 jona lasa teo ny Ambasadaoro HIGUCHI dia nandray an-dRamatoa Angelica MICHELLE, Minisitry ny Mponina, ny Fiarovana ara-tsosialy sy ny Fampiroborobona ny vehivavy, sy ny ekipany eo anivon’ny Ministera tao amin’ny toeram-ponenany.
Ny Minisitra sy ny Ambasadaoron’i Japana dia nandinika ireo tetik’asa fiaraha-miasa an-dalana, anatin’izany ireo tetik’asa iarahana amin’ny UNFPA, sy niresaka iany koa ny mety hananganana tetik’asa fiaraha-miasa vaovao iarahana amin’ny Japana momba ny ady manoloana ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy, sns.
Nifanaiky ny roa tonta fa hifandray mba ampivelarana be be kokoa ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny vehivavy, ny fiarovana ara-tsosialy, ny mponina, sns.
Le 24 juin, Ambassadeur HIGUCHI a rencontré à sa résidence S.E. Madame Angelica MICHIELLE, la Ministre de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme et son équipe du Ministère.
La Ministre et l’Ambassadeur du Japon ont passé en revue les projets de coopération en cours, y compris les projets en collaboration avec l’UNFPA et aussi discuté sur la possibilité de monter de nouveaux projets de coopération avec le Japon au sujet de la lutte contre la violence basé sur le genre, etc.
Les deux parties se sont mis d’accord pour renter en contact afin de développer davantage la coopération dans les domaines de la femme, de la protection sociale, de la population, etc.
6月24日、樋口大使は、公邸にてアンジェリカ・ミシェル人口・社会保護・女性促進大臣と同省幹部と会談しました。
両者は、UNFPAを通じた協力を含め,現在実施中の協力事業についてレビューするとともに、新たな協力事業の形成の可能性についても議論しました。
両者は、女性、社会保護、人口等の分野における協力をさらに発展させるために互いに連携していくことで一致しました。