ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ZOKIOLONA 2020 (Tohiny)
ANDRO IRAISAM-PIRENEN
« Aza atao ankilabao ny Zokiolona ». Lohahevitry ny fankalazana ofisialy ny andro iraisam-pirenen
Nosantarina ny 28 septembre 2020 tamin’ny fizaham-pahasal
Natomboka tamin’ny fametrahana samboady ireo Ben’ny tanàna 29 eto amin’ny distrika Mandritsara ny fankalazana nasionaly.
« Aza atao ankilabao ny Zokiolona » hoy ny solotenan’ny ankizy.
Nanome tsodrano ny Solotenan’ny zokiolona.
Nanamafy ny fanohanany Zokiolona sy ny fiaraha-miasa amin’ny Minisiteran’ny Mponina ny Solotenan’ny Fondation BOA Madagasikara. « Hajao Ray aman-dreninao raha te ho ela velona ianao »hoy ny Governoran’ny Faritra Sofia raha nitondra ny lahateniny sy nanafatra manokana ny mpiasam-panjaka
Ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Mponina kosa nanamafy fijeren’ny fitondram-panja
Nitohy tamin’ny fanolorana ny fanomezana ho an’ireo Zokiolona miisa 600: fanampi-tsakafo
Machine à coudre, latabatra, seza ho an’ny fikambanan’ny sembana avy amin’ny Minisitera. Fampisarognana ireo Zokiolona roa mihoatra ny zato taona. Nifarana tamin’ny sakafo mitam–pihavana
Nisolo-tena an-dRamatoa Minisitry ny Mponina ny Sekretera Jeneralin’ny Minisitera. Nanome voninahitra ny fankalazana ihany koa ny Lehiben’ny Faritra Sofia, ny Solombavambahoa
« Fitia mifamaly mahatsara fihavanana »