ANDRO IRAISAM-PIRENENA HOAN’NY VEHIVAVY AFRIKANINA
04-08/23 FARITRA FITOVINANY
ANDRO IRAISAM-PIRENENA HOAN’NY VEHIVAVY AFRIKANINA
𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗳𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻𝗮 : 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝗲𝗸𝗻𝗼𝗹𝗼𝗷𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗼𝘃𝗶𝗮𝗻-𝗷𝗼 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗵𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.
Nisy ny fifanakalozan-kevitra niarahana tamin’ireo fikambanam-behivavy misehatra amin’ny resaka ara-tsosialy sy vehivavy mpandraharaha teto anivon’ny Faritra.
-Fampiratiana .
-Fijoronana vavolombelona momba ny fivoarana azo avy amin’ny fikirakirana ny teknolojia.
-Fanentanana ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny fikambanana sy Fitaleavam-paritrin’ny Mponina.
– Tari-dalana ny tokony hampiasa ny ny teknolojia.
Izany dia notontosaina teto Manakara notanterahan’ny Fitaleavam-paritrin’ny Mponina Fitovinany.
-Natrehin-dRatoa Prefe ny Manakara.
-Tale Kabinetra ny Faritra.
-Ny Talen’ny fampivorana ny vehivavy sy ny miralenta avy amin’ny Ministeran’ny Mponina.
Nandray anjara mavitrika tamin’izany ny Filohan’ny fikambanana Madiofo, Orange Madagascar, ACCES, UNICEF, UNFPA,DRS Fitovinany, BFP, ary ny DRED.
Ny tanjona dia ho fanombohana ny politikam-panjakana 2023-2030 tanterahan’ny Ministeran’ny Mponina hoan’ny fitovian-jo eo amin’ny mahalahy sy mahavavy.
Isaorana ireo mpisehatra tonga rehetra ka nahatontosana izany.