Antananarivo 02.02.2022
Antananarivo 02.02.2022
Tonga nitondra ny anjara birikiny ho an’ireo traboina izay mbola ao amin’ny EPP Mahamasina Atsimo ny ONG MDM (Main dans la Main) ka nanolotra vary 14 gony sy voamaina 230kg ho an’ireo tokantrano miisa 230. Nisolo tena ny Ministra SOAFILIRA Princia tamin’izany ny Tale Jeneralin’ny Mponina ANDRIATSIMILAO Ando Firaisantsoa.