Antananarivo 24.01.2022 Mitohy hatrany ny fikarakarana ireo traboina izay tsy mitsahatra ny mitombo isan’andro.
Antananarivo 24.01.2022
Mitohy hatrany ny fikarakarana ireo traboina izay tsy mitsahatra ny mitombo isan’andro.
Eo anilan’ireo traboina mandrakariva ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia sy ireo mpiara-miasa aminy izay iraky ny Filoha Andry RAJOELINA.