Antananarivo 24.01.2022 …
Antananarivo 24.01.2022
Midina mijery ifotony sy mankahery ireo traboina tamin’ireo toerana fandraisana azy ireo teny Manakambahiny, Mahamasina, Andrefana Ambohijanahary, Ampefiloha, Ambodirano ary Tanjombato ny Minisitra SOAFILIRA Princia androany. Miezaka hatrany mandamina sy mandrindra mba hisitrahan’ireo vahoaka traboina rehetra ny fanampiana araky ny toromariky ny Filoham-pirenena.