Atelier de Clôture du Projet d’amélioration de la Nutrition par approche multisectorielle Hetsika marolafy ho an’ny fanjariantsakafo ao Amoron’i Mania
Atelier de Clôture du Projet d’amélioration de la Nutrition par approche multisectorielle
Hetsika marolafy ho an’ny fanjariantsakafo ao Amoron’i Mania,
Commune Fahizay sy Tsarasaotra ( Fambolena, fiompiana, jono, Sakafo maro loko ,Cantine scolaire, rano fisotro madio, fanaovana lavapiringa sy trano fidiovana, fampianarana , VOAMAMI,….)

Nitarika ny Delegasiona Andriamatoa Ambassadeur Japon notron’ireo Mpiara-miombon’antoka rehetra, ireo Manampahefana eto amin’ny Faritra Amoron’i Mania ary ireo mpisitraka ny Tetik’asa

ROSO TOY TSA MIPODY KOA