Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
  • Programmes PS
    • Vatsin’ankohonanana
    • Asa Avotra Mirindra
    • Fiavota
    • Ndao Hianatra
    • Asa Tanamaro / Asa Fanarenana
    • Toseke Vonje Aigne
    • Tosika Fameno
    • Fiatrehana ny Voina sy Fanarenana
  • Shiny Apps
  • REGISTRE
293812820_417387430431256_8609531075421665733_n
13 juillet 2022

ATRIKASA MANDRITRY NY 02 ANDRO HO FANATSARANA NY BOKY MIRAKITRA IREO TOROLALANA MAHAKASIKA NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY HO FIATREHANA NY LOZA ANY ATSIMO

mppspf Actualités

Anisany faritra misedra karazana loza maro ny tapany Atsimon’i Madagasikara ka anisan’izany ny kere hateraky ny hain-tany mahery vaika, ny krizy nateraky ny aretina covid19, ny rivo-doza sy ny tondra-drano ary ny tsy fisian’ny orana.
Efa misy ny boky mirakitra ireo torolalana enti-miatrika ireny karazana loza ireny. Ny taona 2019 no namoahana azy voalohany.
Ankehitriny, noho ny fiovan’ny toe-draharaha sy ny fahatsapan’ireo mpisehatra amin’ny Fiahiana ara-tsosialin’ireo tokatrana marefo misedra izany loza izany isan-taona,
dia manatanteraka hatrikasa ny Minisiteran’ny Mponina miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka rehetra ho fanatsarana izany toro lalana enti-manatanteraka izany fiahiana ara-tsosialin’ny mponina any atsimo izany.
Miatrika ity atrikasa ity ireo tomponandraikitra avy amin’ny Minisiteran’ny Mponina avy ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana sy Anosy ary Androy.
Tanjona ny hanaovana jery todika ny ny fomba fiasan’ireo mpiara-miombon’antoka sy ireo mpisehatra isan-tsokajiny nanamboka tamin’ny taona 2019 afahana mandray lesona ho an’izay tranga rehetra ho avy. Eo ihany koa ny fandrindrana ny asa sy ny sora-bola hanohanana ireo tokatrano voakasika amin’izany.
Misolo tena ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ka mitarika ny fotoana ny Sekretera Jeneraly RAKOTONIRINA Patricia.

290933275_417387523764580_8475051305809877117_n
293274577_417387440431255_7356530510312754977_n
293277393_417387490431250_2322609804559397473_n
293283046_417387513764581_8021380033501149772_n

293323043_417387593764573_2074229201045093522_n
293323258_417387580431241_7164146393406451712_n
293323264_417387483764584_773386862474279522_n
293397769_417387543764578_8619568608031899795_n

293625748_417387553764577_8049495473642928590_n
293652286_417386890431310_1715079883732399012_n
293727217_417387577097908_2689780388548597084_n
293812820_417387430431256_8609531075421665733_n


Article précédent NAHAZO BIRAO HANDRAISANA NY MPONINA AO AMIN’NY DISTRIKAN’I MANDOTO – Faritra VAKINANKARATRA

Related Posts

297120688_430046339165365_3654246054015796523_n

Actualités

HATRIKASA FIFANAKALOZAN-KEVITRA MAHAKASIKA NY TETIKASA HARATON’AINA COMORES sy MADAGASIKARA

296688538_428693055967360_9071625676321713406_n

Actualités

ZOMA FIFANAMPIANA | Distrika Antananarivo Avaradrano

296596410_428259296010736_4735765391172245728_n

Actualités

ZOMA FIFANAMPIANA | Distrika Antananarivo Atsimondrano

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Entité de coordination et suivi-évaluation

Entité de mise en oeuve

Partenaires techniques et financières

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • TDR Renforcement de Capacité du Personnel du Ministère sur la Gestion du Système d’Information
  • TDR Évaluation Service d’Action
  • HATRIKASA FIFANAKALOZAN-KEVITRA MAHAKASIKA NY TETIKASA HARATON’AINA COMORES sy MADAGASIKARA
  • ZOMA FIFANAMPIANA | Distrika Antananarivo Avaradrano
  • ZOMA FIFANAMPIANA | Distrika Antananarivo Atsimondrano

Archives

  • août 2022
  • juillet 2022
  • juin 2022
  • mai 2022
  • avril 2022
  • mars 2022
  • février 2022
  • janvier 2022
  • décembre 2021
  • novembre 2021
  • octobre 2021
  • septembre 2021
  • août 2021
  • juillet 2021
  • juin 2021
  • mai 2021
  • avril 2021
  • mars 2021
  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF