(Atsimo Andrefana) ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ZOKIOLONA 2020
Izahay rehetra ato amin’ny MPPSPF Region Atsimo Andrefana dia manero fisaorana lehibe Anareo rehetra fa tontosa soa aman- tsara ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho ¹an’ny ZOKIOLONA izay notanterahina tao amin’ny Kianja mitafo Tsienengea Toliara.
Nanome Voninahitra izany Ny Gouverneur Faritra Atsimo Andrefana Dr Edally RANOELSON, Ny Ben’ny Tananan’I Toliara ambonivohitra sy Mitsinjo ary ireo Olo manan- kaja Sivily sy Miaramila, Solontenan’ny UNICEF WASH sy PAM.
Fanomezana niarahana nanolotra:
Omby 2, Vary 20 gony, Ronono , Pates, Savony , Sur’eau, Vola 500000 Ar, Caches bouches.
Fizaham- pahasalamana maimaimaim- poana amin’alalan’ny fijerena tension sy fitiliana ny diabete izay niandreketan’ny Direction Regionale de la Sante .
Nofaranana tamin’ny fiarahana miala hetahetan’ireo solontenan’ny Zokiolona miisa 400 mahery.
Omby 2, Vary 20 gony, Ronono , Pates, Savony , Sur’eau, Vola 500000 Ar, Caches bouches.
Fizaham- pahasalamana maimaimaim- poana amin’alalan’ny fijerena tension sy fitiliana ny diabete izay niandreketan’ny
Nofaranana tamin’ny fiarahana miala hetahetan’ireo solontenan’ny Zokiolona miisa 400 mahery.